Teny iditra | 1 indray miserana |
Singan-teny | 2 indray, miserana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 indray miserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray niserana izay dia nanaitra ny fony, ka tsy afaka tao an-tsainy [2.324] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |