Teny iditra | indro | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Famaritana malagasy | Enti-manondro olona na zavatra tokana eo akaiky na tazana tsy lavitra, ka tahaka ny atolotra mihitsy aza: Ry sakaiza, indro ny reninao [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | behold! Lo! Here! This is it! See indry. [Richardson 1885] | ||||
behold! look! there he (she, it) is! [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | voici, voilà [Abinal 1888] | ||||
le (la) voilà [Hallanger 1974] | |||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | Indro | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin-tononkalo) | ||||
Mpanoratra | Razakandraina Jean Verdi Salomon | ||||
| |||||
Voambolana | Haisoratra: tononkalo | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |