|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  indro
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-manondro olona na zavatra tokana eo akaiky na tazana tsy lavitra, ka tahaka ny atolotra mihitsy aza: Ry sakaiza, indro ny reninao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  behold! Lo! Here! This is it! See indry. [1.2]
5  behold! look! there he (she, it) is! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  voici, voilà [1.3#280]
7  le (la) voilà [1.8]
Ohatra  8  indro ny volanao. [2.4]
9  indro avereno izy! [2.298]
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)12  Indro
Singan-teny  13  indro
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenin-tononkalo)
Voambolana  15  Haisoratra: tononkalo
Mpanoratra  16  Razakandraina Jean Verdi Salomon
Tsanganana sy sary iray takila  17  Fitanisana

Fivaditsoratra  18  Indro, indro, Indro, indro

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20