Teny iditra inefapolo (efapolo (efatra, folo))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy forty times [3.1]
Famaritana frantsay quarante fois [3.1]
Voambolana 
Ohatra Tokony ho roa hoatra an'i Toamasina sy Antananarivo no halaviny, fa ny azy tsara ny ialana ary inefapolo izahay no nanova soavaly, ary ny soavaly indray mitondra kalesy, dimy. [Razoharinoro: Soratra]

2019/08/17