|
|
|
|

Teny iditra1  efapolo
Singan-teny  2 efatra, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 Forty [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Quarante [3.1]
Isam-pirenena  7 40 [3.1]
Ohatra  8  efapolo no natsipiko teo. [2.4#76]
9  Dia nandry efapolo taona ny tany. [2.996]
10  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#223]
Sampanteny 
Tambinteny :
Voambolana  12  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  13  run="manisa" label="manisa" />Andriamihaja: Fanisana vaovaoEfapolo no natsipiko teo.Dia nandry efapolo taona ny tany.Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany.
Lahatsoratra  14  run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26