Teny iditra | inga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An extra number, overplus. A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you) [1.2] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tovy hevitra | ainga | |
Teny iditra | inga | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Tsy ingako (Tsy avelako) [1.78] | |
Tovy hevitra | ainga | |
Fivaditsoratra | angy, gina, inga |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |