Teny iditra (1/2) | 1 inga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an extra number, overplus. A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you) |
Voambolana |
5 Kilalao |
Tovy hevitra | 6 ainga |
Teny iditra (2/2) | 7 inga |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Bara]
Tsy ingako (Tsy avelako) |
Tovy hevitra | 10 ainga |
Fivaditsoratra | 11 angy, gani, gina, inga |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |