|
|
|
|

Teny iditra1  injao
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Injao Rakoto fa vohay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  listen! Hark! [1.2]5  there! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  là! (tout près) [1.8]
Tovy hevitra  7  inao
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny tenim-piontanana rehetra

Fivaditsoratra  9  injao, jiona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31