Teny iditra (1/2) | 1 inoana |
Fototeny | 2 ino |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be believed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.5] qu'on croit 7 [1.3] qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait |
Ohatra |
8 inoako ny fahaizany (je reconnais sa science) [1.3] 9 tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) [1.3] 10 Sarotra inoana izany. [2.117] 11 Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 inoana |
Fototeny | 17 ino |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny fameno |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 23 ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, naoina, ny anao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |