Teny iditra inoy (ino)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao inoana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Inoy è ny tenin-dray, Ekeo è ny tenin-dreny; [Dahle: Angano]

Teny iditra inoy (ino)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana inoana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/08