Teny iditra inoninona (inona)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1kanjo nangaibay foana tsy nahita inoninona hatraiza hatraiza. [Ramangamalefaka: Manaiky]
2Ataovy ho toa ny tsy mba nandray inoninona tamin' ny fanambaran' Andriamanitra renao tao amin' ny fivavahana kristianina ianao. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 35]

2019/08/17