Teny iditra intsotry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony [1.1]
Tovy hevitra intsony

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25