|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]
4  landy, voafoly, voatsody [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  écheveau [1.13]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :

Teny iditra (2/2)10  irà
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]
13  toerana avo iavian'ny rano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14  amont [1.13]
Voambolana  15  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  ira, irà, ria, ira, irà, ria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31