|
|
|
|

Teny iditra1  maniraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#291] to send a messenger
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#282] envoyer, expédier, déléguer
Fototeny  6  iraka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny maniraka io

Fivaditsoratra  12  anakiram, ikaraman, karamain, makirana, manakirà, manakira, manaraky, maniraka, miankara, mikaraña, mirakaña, namarika, niakaram, nikarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07