Teny iditra | 1 iraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a messenger |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] messager, envoyé |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny iraka io |
Fivaditsoratra | 12 akari, araik, araky, arika, iraka, karia, raika, rakia, riaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |