|
|
|
|

Teny iditra1  iray petsapetsa
Singan-teny  2  iray, petsapetsa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana
olona iray foko
olona miray tetika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] of the same social level; united
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] au même niveau de la société
Ohatra  7  Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16