Teny iditra iray tam-po
Singan-teny iray ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zaza iray reny na koa taranaka iray fiaviana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Born of the same mother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enfants de la même mère [1.8]
 Enfants de même mère [1.54]
 Enfants qui ont été dans le même sein. Enfants d' une même mère [2.415]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/24