Teny iditra | 1 iray tam-po |
Singan-teny | 2 iray, fo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny zaza iray reny na koa taranaka iray fiaviana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] born of the same mother |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] enfants de la même mère 7 [1.54] enfants de même mère 8 [2.415#1080] Enfants qui ont été dans le même sein. Enfants d' une même mère |
Voambolana |
9 Fifandraisana: fianakaviana |
Fivaditsoratra | 10 iporiatam, iray tam-po, miporiata |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |