|
|
|
|

Teny iditra1  iretsy
Fototeny  2  itsy
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] those (in sight), plur. of itsy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ceux-là (visibles), plur. de itsy
Ohatra  7  [2.472] Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa.
8  [2.298] Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy.
9  [1.281] Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa.
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  11  eritsy, iretsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21