Teny iditra (1/2) | 1 itsy |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] that, not very close (in sight) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] celui-là, pas bien loin (visible) |
Ohatra |
6 [2.69#] aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (2/2) | 13 itsy |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao |
Ohatra |
16 [2.588#] Ka aok'itsy, anaka. 17 [2.285#] aoka itsy, aoka itsy. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |