|
|
|
|

Teny iditra1  irony
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] those far away yonder (in sight)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] ce, celui-ci, celle-là; voilà
6  [1.8] ceux-là, bien loin (visibles)
Ohatra  7  [2.296] Toa irony vonin' avoko anaty vero.
8  [2.4] Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy.
Fototeny  9  iroa
Tovy hevitra  10  iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  12  irony, niory, noiri, oirin, oriny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21