|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka.
4  [1.13] landy, voafoly, voatsody
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] écheveau
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :

Teny iditra (2/2)10  irà
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny
13  [1.13] toerana avo iavian'ny rano
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.13] amont
Voambolana  15  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  16  erà
Tohi-kevitra  17  anava, ava
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  20  ari, àry, ary, arỳ, irà, ira, ray, ria

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08