Teny iditra | 1 isam-bahoaka |
Singan-teny | 2 isa, vahoaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Samy isam-bahoaka tao ny karazan' olona rehetra, na ny Mainty na ny Fotsy [2.508#262] 5 Ho esorin' ny Tompo marina aho, tsy ho isam-bahoakany [2.996#29.56.3] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |