Teny iditra | ise | |||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |||
Famaritana malagasy | Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | used familiarly for You, You sir. [Richardson 1885] | |||
you (singular) used familiarly between men [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | tu [Hallanger 1974] | |||
Fandikana italianina | tu [Profita 1969] | |||
Sampanteny |
| |||
Mpanahaka | ianao ~ ialahy | |||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |