Teny iditra | 1 ise |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 used familiarly for You, You sir. [1.2] 5 you (singular) used familiarly between men [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 tu [1.8] |
Fanazavàna teny italianina |
7 tu [1.18] |
Sampanteny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra 13 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 14 ise, sie |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |