Teny iditra isitra
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra isitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandavana ny hadisoana amin' ny fanolahana azy amin' ny hafa [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31