|
|
|
|

Teny iditra1  manisitra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manda ho nanao hadisoana fa aolaka amin' ny hafa
Fototeny  4  isitra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mañiritsa, manisitra, nisatriam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21