|
|
|
|

Teny iditra1  isotroana
Fototeny  2  sotro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#636]
Ohatra  5  Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. [2.245#]
6  Ary kikisana amin'ny vilia koa, ka androana sy isotroana. [1.353#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  asorotany, atrosinao, iantsoroa, isotroana, itrosanao, itsoranao, nasoitrao, sinaotrao, soritanao, trosainao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21