Teny iditra | 1 Italia |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.1] Italy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.1] Italie |
Ohatra |
5 [2.270#] Fifanekena ara-barotra tamin' Etazonia sy tamin' italia. 6 [2.356#] Rehefa afaka volana vitsivitsy izahay, hoy izy, dia hiampita any italia. |
Voambolana |
7 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 8 italianina |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: Italia ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |