Teny iditra | 1 italianina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Italia: Azo lazaina ho firenena artista ny Italianina Momba an' i Italia, an' i Italia na avy any Italia: Tamin' ny taon-jato faha-XVI no nivelaran' ny zavakanto italianina indrindra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] Italian |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] italien, italienne |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 7 italia |
Fivaditsoratra | 8 alatinainy, itailanany, italianina, itanilanay, tailaninay, tanilainay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |