| Teny iditra | 1 Italia |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 Italy
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Italie
[3.1] |
| Ohatra |
5 Fifanekena ara-barotra tamin' Etazonia sy tamin' italia.
[2.270#]
6 Rehefa afaka volana vitsivitsy izahay, hoy izy, dia hiampita any italia. [2.356#] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 italianina |
| Lahatsoratra | 9 run='/bins/randzavola?p=427'>Randzavola: Italia ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|