Teny iditra (1/2) | 1 itana |
Fototeny | 2 ita |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Robohina mba hankanesana erỳ an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana erỳ an-dafin-kady: Sarotra itana itỳ rano itỳ izany fa lalina / Mora itana ve io hady io? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be crossed, as a river, a valley, etc. [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on passe, qu'on traverse, qu'on franchit. Mora itana ny rano eto (il est facile de passer la rivière ici) / Sarotra itana io hady io (il est difficile de franchir ce fossé) [1.3#285] 7 qu'on traverse, comme une rivière, une vallée, etc [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 itana |
Fototeny | 14 ita |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3#285] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 21 itana, taina, tiana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/10/12 |