|
|
|
|

Teny iditra1  itenenana
Fototeny  2  teny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be spoken to
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#696]
Ohatra  6  Izao no itenenana amin'izany. [2.59#122]
7  Ka izany no itenenana hoe : efa nahary zaza roa izy vao maty. [2.285#78]
8  Izy ihany no nitenenako izany (C'est à lui-même que je l'ai dit) [1.3#696]
9  Voapoka na voadona tampoka ilay itenenana, ka mivoaka ho azy na ny saika hafenina aza. [2.298#125]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny itenenana io

Fivaditsoratra  15  itenenana, nanetenay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21