Teny iditra | 1 itikitra |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] this quite close (in sight) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] celui-ci, tout près (visible) |
Ohatra |
6 [2.654#] fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao. |
Fototeny | 7 itỳ |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |