|
|
|
|

Teny iditra1  itỳ
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] this quite close (in sight)
Sampanteny 
5  Mpisolo anarana :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21