Teny iditra | 1 itodihana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#706] |
Ohatra |
4 [2.499#39] Na aiza na aiza itodihana, dia migoka fahafinaretana ny maso! 5 [2.606#19] Koa raha handinika ny asa soratry ny mpanoratra iray hoy ireto mpahaitsikera ireto, dia ny fiarahamonina iainany no itodihana |
Fototeny | 6 todika |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny itodihana io |
Fivaditsoratra | 12 haditinao, hatodinay, hitodiana, hoditiana, hotadinay, itodihana, odi-hatina, ody hatina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |