Teny iditra itsorana (tsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
itsorana
itsorako
itsoranao
itsorany
itsorantsika
itsoranay
itsoranareo
itsoran'
itsoran-
itsoram-
itsora-
nitsorana
nitsorako
nitsoranao
nitsorany
nitsorantsika
nitsoranay
nitsoranareo
nitsoran'
nitsoran-
nitsoram-
nitsora-
hitsorana
hitsorako
hitsoranao
hitsorany
hitsorantsika
hitsoranay
hitsoranareo
hitsoran'
hitsoran-
hitsoram-
hitsora-
itsory
Ohatra 
1Ary raha sendra misy tsy voatonona ka ilany vaniny, dia tsy maintsy itsorana izany. [Rasamuel: Fanambadiana]
2Voadion' ny fo mibebaka ihany ny lasa, ry ise, hoy Fatakamana, fa ny heloka itsorana mody rariny! [Rajaonarivelo: Bina]
Teny nalaina 

2019/09/17