Teny iditra itsorana (tsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ary raha sendra misy tsy voatonona ka ilany vaniny, dia tsy maintsy itsorana izany. [2.346]
2Voadion' ny fo mibebaka ihany ny lasa, ry ise, hoy Fatakamana, fa ny heloka itsorana mody rariny! [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itsorana, itsorako, itsoranao, itsorany, itsorantsika, itsoranay, itsoranareo, itsoran', itsoran-, itsoram-, itsora-
Ny lasa : nitsorana, nitsorako, nitsoranao, nitsorany, nitsorantsika, nitsoranay, nitsoranareo, nitsoran', nitsoran-, nitsoram-, nitsora-
Ny hoavy : hitsorana, hitsorako, hitsoranao, hitsorany, hitsorantsika, hitsoranay, hitsoranareo, hitsoran', hitsoran-, hitsoram-, hitsora-
Filaza mandidy : itsory
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20