|
|
|
|

Teny iditra1  ivarotana
Fototeny  2  varotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
5  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470]
6  Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany. [2.472]
7  Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny ivarotana io
Sary 
13 

Fivaditsoratra  14  Anatirova, anaty rova, avitranao, ivarotana, naavotray

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21