Teny iditra | 1 ivavahana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] to be prayed to |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] qui on prie |
Ohatra |
5 [1.3] Andriamanitra irery no azo ivavahana (On ne doit adorer que Dieu) 6 [2.48] Fa moa izay tsy misy ny razana no ivavahana, sa izay misy azy? 7 [2.508] Ny Vazimba : razana ivavahana sy angatahan-tsodrano sy fitahiana. |
Fototeny | 8 vavaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ivavahana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |