| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : ivavahana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Natao hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery hipaoka ny akoho. [2.165]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo hay papango nipaoka ny akohokely. [2.558 #2757]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery nipaoka ny akoho. [1.1]
Natao kitsikitsika hivavahana, kanjo manjary voromahery nipaoka ny akohokely. [2.653 #2093]
|
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona namoa-doza. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | On le prenait pour une crécerelle que l' on prie, et c' était un faucon ravisseur de poules. [2.165]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|