Teny iditra | 1 izahao |
Fototeny | 2 zaha |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony izahana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#865] |
Ohatra |
6 izahao aloha ny haoko. [2.69#] 7 izahao takelaka 1214 filaza hafa [2.48#1217] 8 Andramo izany ka izahao, fa io no fampisehoana tsotra indrindra ny fomba fiasan' ny tody [1.316#] |
Fivaditsoratra | 9 ahaizo, ahazoy, ahoiza, ho aiza, ihazao, ihazoa, izahao |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/20 |