Teny iditra | 1 izahay |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Malagasy izahay fa ianareo vazaha. Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] We (excluding the person addressed). Compare isika. 5 [1.7] we (excluding those addressed) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). 7 [1.5, 1.8] nous (exclusif) |
Fanazavàna teny italianina |
8 [1.18] noi |
Mpanahaka | 9 anay, nay, ay |
Lohateny |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |