Teny iditra |
-ay
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe -nay
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
ay
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka]
Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [Rakotosaona 1975]
|
Fandikana anglisy | [Provincial]
an expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
ay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka, Tanosy]
aina
[Rakotosaona 1975]
|
Fandikana frantsay | [Taisaka]
vie, corps [Deschamps 1936]
|
| [Vezo]
Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ay
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Famaritana malagasy | [Bara]
aiza [Rakotosaona 1975]
|
Teny mitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
Ay
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fandikana anglisy | Ay [Baiboly]
|
| Ai [Baiboly]
|
Fandikana frantsay | Aï [Baiboly]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Ohatra | Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay. [Baiboly: 6:007:002/Josoa 7:2..]
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|