Teny iditra | 1 izany hoe |
Singan-teny | 2 izany, hoe |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] that is to say |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13] c'est-à-dire 7 [1.13] i.e.; id est |
Ohatra |
8 izany hoe tsy ho ampy ny vola [2.285#201] 9 mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4#20] 10 veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314#41] 11 Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |