|
|
|
|

Teny iditra1  izany ... izany
Singan-teny  2  izany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Ahoana izany miofo izany? [2.4#10]
5  Fantany izany rehetra izany [2.357#37]
6  Iza izany manakotaba anay izany? [2.606#203]
7  izany ato anatin' ity ala ity izany [2.895#48]
8  Vano izany hitan' ialahy isany izany! [2.117#100]
9  izany trosan'olona amind Ranona izany [2.59#314]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07