Teny iditra (1/2) | 1 izarana |
Fototeny | 2 zara |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#868] |
Ohatra |
5 Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472] 6 Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia izarana tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka. [2.245#155] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny izarana io |
Teny iditra (2/2) | 13 izarana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.19] [Tankarana]
cimetière des ministres sakalava |
Fivaditsoratra | 16 azarina, izarana, razanay, zairana, zaraina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |