Fizahan-teny

Ohabolana : izarana

Ohabolana 1Sodokan' ny fitia sakaiza, ka ny havana indray no tsy nizarana henamaso. [2.558 #3914]

Ohabolana 2Tsakitsakin-jaza: tompony indraika izarana. [2.165]
Fanazavana malagasyKatsa-jaza: ny tompony indray no izarana. [2.165]

Fizahan-teny