Teny iditra izavavy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Entin' ny samy vehivavy mifampiantso [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Ary nony efa velona hateloana aho, dia mba velona koa izavavy ity; [Baiboly: 11.3.18]

2019/08/17