Teny iditra izay marary andriana
Singan-teny izay ; marary ; andriana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa tokony hokarakaraina mihoatra ny olona rehetra ny marary fa ananana adidy izy raha tsy voatsabo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19